dimanche 15 juillet 2012

Manomeza ampifaliana, Donner à coeur joie, Give with a happy heart!



      II Korintiana 9: 6 Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjainy, fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjainy. 7 Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra (Oha. 22. 8, LXX.). 8 Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin'ny zavatra rehetra, ka hitombo amin'ny asa tsara rehetra; 9 araka ny voasoratra hoe: Namafy izy, eny, nanome ho an'ny malahelo; Ny fahamarinany maharitra mandrakizay (Sal. 112. 9). 


        II Corinthiens 9: 6 Sachez-le, celui qui sème peu moissonnera peu, et celui qui sème abondamment moissonnera abondamment. 7 Que chacun donne comme il l'a résolu en son coeur, sans tristesse ni contrainte; car Dieu aime celui qui donne avec joie. 8 Et Dieu peut vous combler de toutes sortes de grâces, afin que, possédant toujours en toutes choses de quoi satisfaire à tous vos besoins, vous ayez encore en abondance pour toute bonne oeuvre, 9 selon qu'il est écrit: Il a fait des largesses, il a donné aux indigents; Sa justice subsiste à jamais. 


     II Corinthians 9: 6 The point is this: he who sows sparingly will also reap sparingly, and he who sows, bountifully will also reap bountifully. 7 Let each man give according as he has determined in his heart; not grudgingly, or under compulsion; for God loves a cheerful giver. 8 And God is able to make all grace abound to you, that you, always having all sufficiency in everything, may abound to every good work. 9 As it is written, "He has scattered abroad, he has given to the poor. His righteousness remains forever." 


Ankasitrahan'Andriamanitra tokoa raha amin'ny fo feno fifaliana no hanomezan-tsika zavatra, fanampiana ho an'olona izay mila vonjy amintsika, koa raha manana isika, omeo izay mangataka amintsika, ary aza miandry takalony. Misaora an'i Tompo amin'ny zavatra rehetra, misaora azy noho ny nanomezany antsika tombony afaka manome, sy mizara ho an'ny tsy manana.

Dieu apprécie beaucoup si nous donnons quelques choses avec joie, des aides à ceux qui en ont besoin, alors donnons à ceux qui nous demandent et ne reclamons pas une faveur en retour. Remercions Dieu en toute circonstances, remercions Lui de nous avoir donné la chance de pouvoir donner et partager.


God really appreciate if we give somethings with joy, or help those in need, then give to those who ask and don't expect a favor in return. Give thank to God in all circumstances, thank Him for giving us the chance to give and to share.



Mamisoa

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Le femmes dans le contexte des changements climatiques

À l’occasion de la Journée internationale des femmes, j'aborde la question sur les changements climatiques et ses impacts sur les femm...